Mamantatra ny tantaran’ny fianakavianao ao amin’ny tahirim-pahalalana iombonana.
Afaka manampy anao ireo mpilatsaka an-tsitrapo eo an-toerana hanomboka ny firotsahanao ao amin’ny tantaram-pianakaviana.
Mitady rohy iray

Inona ilay tahirim-pahalalana iombonana?
An’arivony amin’ny tahirim-pahalalana iombonana an’ny FamilySearch no manampy mampivelatra ny asan’ny FamilySearch amin’ny mpanjifa anapitrisany maneran-tany. Ny tahirim-pahalalana iombonana dia manome fahafahana hiditra amin’ny ivon-toeran’ny angon-tetiarana nomerikan’ny FamilySearch izay tsy azo hidirana hafa tsy amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch.
Ny tahirim-pahalalana iombonana dia mety ho tranom-boky an’ny daholobe na tranombokin’ny oniversite na Tahiry na tranom-bakoka, na ivon-toerana kolotoraly na tetiarana na tantaram-piaraha-monina.
Hitady toeranaInona avy ireo loharanom-pitaovana misy ho ahy?
Miovaovany tolotry ny tahirim-pahalalana iombonana saingy matetika ahitana:
- Fetra hidirana amin’ny raki-tantara amin’ny FamilySearch
- Fanampiana fikarohana toerana avy amin’ny mpiasa
- Kilasin’ny tantaram-pianakaviana


Ahoana no ahafahako miomana amin’ny fitsidihana?
Avereno jerena ny zavatra fantatrao momba ireo razambenao avy eo diniho ny faritra tianao hifantohana. Angony ny fampahalalana momba ny fianakavianao izay ao an-tokantranonao sy amin’ny alalan’ny fanontanianay ny mpikambana ao amin’ny fianakaviana.
Mba hijerena ny fetra fidiratra amin’ny raki-tantara ao amin’ny FamilySearch ao amin’ny tahirim-pahalalana iombonana , dia mila kaonty FamilySearch maimaim-poana ianao. Raha toa mbola tsy manana ianao dia manorata anarana izao.
Hamorona kaonty maimaim-poanaMisy maneran-tany ny toerana.
Tdiavo ny tahirim-pahalalana iombonana na ny ivon-toeran’ny FamilySearch akaiky anao.Inona no ho hitanao ao amin’ny tsirairay avy amin’izy ireo?
Digital Assets