Angony ho ao amin’ny Mpamonjy ireo fianakaviana amin’ny alalan’ny Fanampiana amin’ny fanomanana anaram-pianakaviana

Ampiasao ity fitaovana tsotra ity izay manoro lalana amin’ny fanomanana sy fanaovana printy ny karatry ny anaram-pianakaviana ho amin’ny batisa sy ny fandraisana ho mpikambana any amin’ny tempoly.

I Jaona MpanaoBatisa manao batisa an’i Jesoa ao amin’ny renirano Jordana.

Ampio ny mpikambana vaovao sy ireo izay miverina ho mazoto indray

Ampio ireo zatovo

Jereo fa mora ny manampy ireo mpikambana vaovao sy ireo mpikambana niverina ho mazoto mba hanomana anaram-pianakaviana ho amin’ny batisa sy fandraisana ho mpikambana any amin’ny tempoly, na hitady haingana anarana hafa raha ilaina.

Ianaro ny fomba haingana hanampiana ny zatovo hitondra ny karatry ny anaram-pianakaviany any amin’ny tempoly sady misoroka ireo fahasarotana momba ny anarana fampiasa sy tenimiafina.

Olon-droa faly mandeha eo amin’ny faritry ny tempoly.
Vondrona zatovo faly any amin’ny tempoly.

Ampiasao ny Fanampiana amin’ny fanomanana anaram-pianakaviana

Fanontaniana apetraka matetika

Loharanom-pitaovana fanampiny

Manampy ny mpikambana vaovao iray hiomana ho amin’ny tempoly ny eveka

Horonan-tsary

Manampy mpikambana iray hanomana anarana amin’ny fandehanany voalohany any amin’ny tempoly ny eveka iray.

Fanaovana drafitra hanao batisa ao amin’ny tempoly

Lohahevitra

Mianara momba ny batisa sy ny fandraisana ho mpikambana any amin’ny tempoly. Ilay lahatsoratra an-jotra “Momba ny batisa sy ny fandraisana ho mpikambana isoloan-tena” dia manolotra fomba fijery tena tsara ny amin’ireo ôrdônansin’ny tempoly.

Momba ny batisa sy ny fandraisana ho mpikambana isoloan-tena

Lohahevitra

Ny Fanekem-pinoana fahefatra dia milaza fa ireo fitsipika sy ôrdônansy fototra amin’ny filazantsara dia ny “batisa asitrika ho famelana ny fahotana” ary ny “fametrahan-tanana ho fanomezana ny Fanahy Masina”.

Fikasana hanao drafitra hiaina izany hoe manao batisa voalohany ao amin’ny tempoly izany

PDF

Manomana hevitra ho an’ireo mpitarika ao amin’ny paroasy sy sampana mba handrafetana hetsika fandehanana any amin’ny tempoly hanatsarana ny traikefan’ny mpikambana ao amin’ny fanaovana batisa any amin’ny tempoly.

Ny fitaovana Fanampiana amin’ny fanomanana anaram-pianakaviana dia manamora ny asa atao any amin’ny tempoly sy mikasika ny tantaram-pianakaviana

Lahatsoratra amin’ny Vaovaon’ny Fiangonana

Dingana nahakivy teo aloha ho an’ny mpikambana vaovao iray an’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany ny mitondra anarana fianakaviana any amin’ny tempoly mba hanao batisa sy fandraisana ho mpikambana isoloan-tena.

Fitaovana vaovao manampy amin’ny fanomanana ireo anaran’olona ao amin’ny fianakaviana ho amin’ny batisa ao amin’ny tempoly

Lahatsoratra ao amin’ny blaogin’ny FamilySearch

Manome fahafahana ireo mpikambana ao amin’ny episkôpà sy ny filohan’ny sampana hanome ireo mpikambana ny karatra misy ny anaran’ny fianakavian’izy ireo avy hatrany mandritra ny fotoanan’ny tafa sy dinika ho an’ny fahazoan-dalana hidirana ny tempoly ny Fanampiana amin’ny fanomanana ny anaram-pianakaviana. Afaka mampiasa ilay fitaovana ihany koa ny mpitarika hafa ary hanampy ireo mpikambana …

Fanampiana amin’ny fanomanana ny anaram-pianakaviana ho an’ny mpanorohevitra momba ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana

Lahatsoratra ao amin’ny Fahalalana momba ny FamilySearch

Azon’ny eveka na ny mpitarika ao amin’ny fisoronana hafa asaina ireo mpanorohevitra mikasika ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana mba hanampy mpikambana vaovao iray na zatovo iray na mpikambana mbola tsy vita fanafiana masina mba hanomana anarana amin’ny fampiasana …

Ahoana no fomba ampiasako ny Fanampiana amin’ny fanomanana ny anaram-pianakaviana?

Lahatsoratra ao amin’ny Fahalalana momba ny FamilySearch

Ianaro ny zavatra hita ao amin’ny Fanampiana amin’ny fanomanana ny anaram-pianakaviana izay manoro lalana ireo mpitarika na ireo mpikambana hampiditra anarana amin’ny fomba tsotra dia tsotra ho an’ny fanaovan’ny mpikambana iray batisa ao amin’ny tempoly.

Torolalana ho an’ny mpitarika misahana ny Asa atao an’ny amin’ny Tempoly sy ny Tantaram-pianakaviana, taona 2025

Mizara hevi-baovao momba ny tokony atao mba hahatsara ny fandehanana voalohany any amin’ny tempoly ho an’ny zatovo ny Loholona Neil L. Andersen sy ny Loholona Patrick Kearon ary ny mpikambana hafa ao amin’ny Filankevitra Mpanatanteraky ny Tempoly sy ny Tantaram-pianakaviana.

Torolalana momba ny fitarihana mikasika ny Tempoly sy ny Tantaram-pianakaviana taona 2024

Mizara hevi-baovao momba ny tokony atao mba hahatsara ny fandehanana voalohany any amin’ny tempoly ny Loholona Neil L. Andersen sy ny Loholona Gerrit W. Gong ary ny mpikambana hafa ao amin’ny Filankevitra Mpanatanteraky ny Tempoly sy ny Tantaram-pianakaviana.

Ezaka ataon’ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana ny taona 2024 hanampiana ireo izay vao sambany hankao amin’ny tempoly

Filazana ao amin’ny Fampitam-baovaon’ny Fiangonana

Afaka ny -hanana traikefa ara-panahy iray hafa sy fifandraisana iray hafa indray- ireo olona vao niova fo sy ireo ankizy 11 taona ary ireo mpikambana niverina navitrika, hoy ny Loholona Andersen.

Efa misy izao ny tolotra Fanampiana amin’ny fanomanana ny anaram-pianakaviana

Lahatsoratra amin’ny Vaovaon’ny Fiangonana

Mamela ireo mpitarika eo an-toerana hanampy ireo mpikamban’ny Fiangonana amin’ny fanangonana fampahalalana mikasika ireo olona ao amin’ny fianakaviana efa nodimandry hanaovana batisa sy fandraisana ho mpikambana isoloana tena ao amin’ny tempoly ny tolotra vaovao an’ny FamilySearch ao amin’ny Documentation pour les dirigeants et les greffiers.