Manolotra votoatiny misimisy kokoa maimaim-poana
Tonga mpiara-miombon’antoka amin’ny FamilySearch

Manampy fidirana amin’ny raki-tantara nomerika mihoatra ny 2 lavitrisa izay tsy hita raha tsy amin’ny toeran’ny FamilySearch.

Lehilahy iray mikaroka ao amin’ny tranom-boky

Tombontsoa fototra

Amin’ny maha-mpiara-miombon’antoka, ianao dia afaka manolotra ny mpitsidika anao ny fidirana izay mandeha ho azy any amin’ny fisitrahana ireo tolotra manan-danja.

Fitaovana maimaim-poana an-jotra

Ny FamilySearch dia manolotra ho an’ny mpitsidika anao fitaovana sy loharano maimaim-poana mba hahitana sy hitahirizana ary hizarana ny tantaram-pianakaviany.

Votoatiny manokana

Miditra amin’ny sary manodidina ny 400 tapitrisa eo ho eo izay tsy mbola misy ho an’ny daholobe ivelan’ny toeran’ny FamilySearch ankehitriny.

Tolotra miavaka

Ireo toeran’ny mpiara-miombon’antoka ao amin’ny FamilySearch dia mahazo fampahalalana sy tolotra miavaka mikasika ireo vokatra sy asa fanampiana izay mety hahaliana.

Fepetra takina

Ny andrasana amin’ny mpiara-miombon’antoka.

Toeram-piasana iray na maromaro

Farafahakeliny solosaina iray mifandray amin’ny aterineto, apetraka amin’ny toerana azon’ny rehetra hidirana, mba hahafahan’ny mpitsidika miditra ao amin’ny FamilySearch.org. (Fanamarihana : Tsy voatery ho solosaina natokana ampiasaina ho an’ny FamilySearch ihany io.)

External Static IP Address

Adiresy IP ivelany raikitra iray. Raha mampiasa adiresy IP raikitra maro ianao na andalana adiresy IP raikitra, dia omeo ireo adiresy tsirairay ireo azafady na ireo andalana adiresy IP raikitra.

Solontena

Olona iray voatendry handray fampahalalana avy amin’ny FamilySearch. Takina ny anarana ampiasaina mba hifandraisana sy ny adiresin’ny email. Raha manam-panontaniana dia jereo ny Ny fepetra sy ny zavatra takina momba ny fampiasana ny FamilySearch

Efa mpiara-miombon’antoka?

Midira amin’ny loharanom-pitaovana fanampiny mba hanampiana ny mpanjifanao sy ny mpiasanao hahazo tombony feno amin’ny lamin’ny mpiara-miombon’antoka.

Hiditra izao

Manana fanontaniana momba ny fomba hahatongavana ho mpiara-miombon’antoka ve ianao?

Afaka manome fampahalalana bebe kokoa momba ny fandaharan’asa mikasika ny mpiara-miombon’antoka sy momba ireo fanampiana maimaim-poana misy ho an’ny mpitsidika ao aminao ny solontenan’ny Familysearch.

Mandefasa email aminay?

Fanontaniana apetraka matetika

Mamela fidirana amin’ny loharanom-pitaovanao

Fangatahana ho lasa mpiara-miombon’antoka amin’ny FamilySearch anio.